Le diocèse de Tolagnaro

  BIENVENUE SUR NOTRE SITE,

Tous ensemble, collaborons pour avancer vers un nouvel horizon d’amour et de paix, de fraternité et de solidarité, de soutien mutuel et d’accueil réciproque. Ne cédons pas à la tentation de nous désintéresser des autres, spécialement des plus faibles, ne nous habituons pas à détourner le regard, mais engageons–nous chaque jour concrètement pour «former une communauté composée de frères qui s’accueillent réciproquement, en prenant soin les uns des autres»

( Le Pape François )

   

Contact : ecarev@moov.mg

Mgr Vincent RAKOTOZAFY

 

Actualités

FIHAONAN'NY PRETRA SY DIAKRA

(Arsidiosezy Atsimo Andrefana)

«Pretra mino izay vakiany, mampianatra izay inoany, manaraka izay ampianariny».

Araka ny efa fanao isaky ny roa (2) taona, dia tontosa soa aman–tsara ny fihaonan'ny Pretra sy Diakra ato amin'ny Arsidiosezy Atsimo Andrefana (Toliara, Tolagnaro, Morondava, Morombe), ny faha–24 novambra ka nofaranana ny faha–02 desambra 2021 lasa teo, izay natao tao Toliara.

Lire la suite

ANDRO MANERAN–TANY HO AN'NY TANORA: KRISTY MPANJAKA 2021

«Mitsangàna fa hataoko ho vavolombelon'ny zavatra efa hitanao ianao.» Asa 26, 16

Tontosa soa aman–tsara ny fankalazana ny andro maneran–tany ho an'ny Tanora, ny Alahady faha–21 novambra 2021 lasa teo, izay alahady nankalazàn'ny Eglizy Katolika maneran–tany ny fetin'i Kristy Mpanjakan'ny tany aman–danitra.

Lire la suite

Météo à Fort–Dauphin

Find more about Weather in Fort Dauphin, MG

Nous sommes le: Dimanche 05 Décembre 2021

Nombre de visiteurs en ligne: Website counter

Agenda de l'Evêque   Paroles    Géographie