Le diocèse de Tolagnaro

      Accueil > Paroles > HIRAVORAVO AMIN’NY ASANAO

    Paroles

  1. ALELOIA, RAISINAY TENIN-JAGNAHARY
  2. AMIN’NY FO MADIO BABA
  3. ANTSIKA JIABY IRETO
  4. BE ANKITINY
  5. FA NY FAHASOAVAN’ANDRIAMANITRA
  6. FIADANANA NENTIN’INY
  7. GNY RAHA VITAN-JAGNAHARY
  8. HAVELOGNE TSY TAMPETAMPETSE
  9. HIRAVORAVO AMIN’NY ASANAO
  10. ISIKA REHETRA IZAO
  11. ISIKA VORY ETO IZAO
  12. LOMBAHO ZAHAY ZAGNAHARE
  13. MANOA MISAOTRA RY ABA
  14. MBA RAISO NY TOLOTRAY E
  15. MIARA-DALANA
  16. MIFONA MIVALO AHO TOMPO
  17. MISAOTRA E!
  18. NATSANGAN-DRAE
  19. NDAO ISIKA RE RY ABA
  20. NY FITORIANA NY VAOVAO MAHAFALY
  21. TSIOFY RANO
  22. VORY AKETO

HIRAVORAVO AMIN’NY ASANAO

    Hiravoravo amin’ny asanao zahay, Baba
    Hidera ny voninahitrao ;
    F’Anao namboatra ny lanitra sy ny tany,
    Anao namelogno ny raha manan’aigny,
    Loharanon’ny tsara jiaby
    Vahoaka : Loharanon’ny tsara jiaby

1- Oa Zagnahary ! (indroa)
    Antsôvinay ny Anaranao
    Anao mahay ny raha jiaby ;
    Mitsinjo sy mamelogno :
    Fa lehibe ny fahefana
    Anagnanao any an-danitra

2- Oa Zagnahary ! (indroa)
    Amia jôro ny zanakao
    Tsy adignonay ny Agnaranao :
    Ny fahasoavana arotsahy e :
    Hagnanaovana ny tsara,
    Hagnatontosa ny raha ataonay

 

Retour