Le diocèse de Tolagnaro

      Accueil > Paroles > GNY RAHA VITAN-JAGNAHARY

    Paroles

  1. ALELOIA, RAISINAY TENIN-JAGNAHARY
  2. AMINNY FO MADIO BABA
  3. ANTSIKA JIABY IRETO
  4. BE ANKITINY
  5. FA NY FAHASOAVANANDRIAMANITRA
  6. FIADANANA NENTININY
  7. GNY RAHA VITAN-JAGNAHARY
  8. HAVELOGNE TSY TAMPETAMPETSE
  9. HIRAVORAVO AMINNY ASANAO
  10. ISIKA REHETRA IZAO
  11. ISIKA VORY ETO IZAO
  12. LOMBAHO ZAHAY ZAGNAHARE
  13. MANOA MISAOTRA RY ABA
  14. MBA RAISO NY TOLOTRAY E
  15. MIARA-DALANA
  16. MIFONA MIVALO AHO TOMPO
  17. MISAOTRA E!
  18. NATSANGAN-DRAE
  19. NDAO ISIKA RE RY ABA
  20. NY FITORIANA NY VAOVAO MAHAFALY
  21. TSIOFY RANO
  22. VORY AKETO

GNY RAHA VITAN-JAGNAHARY

    Gny raha vitan-Jagnahary e
    Dra isaorantsika Anazy
    Gny fisianny gny rano
    Tadiavintsika zanany

1- Rano lalio manaranara
    Rano tihky dra mangarahara
    Afafy amintsika ho soa ho tsara
    Rano e, rano Mangatsiaky manaranara.

2- Rano inmy, rano iandroa
    Rano mahafaky gny halotoa
    Amafazan-drano antsika koa
    Rano , rano
    Mangatsiaky manaranara
    Rano , mangatsiaky manaranara
    Eh, rano , mangatsiaky manaranara
    Rano hoaho , mangatsiaky manaranara

 

Retour