Le diocèse de Tolagnaro

      Accueil > Paroles > FIADANANA NENTININY

    Paroles

  1. ALELOIA, RAISINAY TENIN-JAGNAHARY
  2. AMINNY FO MADIO BABA
  3. ANTSIKA JIABY IRETO
  4. BE ANKITINY
  5. FA NY FAHASOAVANANDRIAMANITRA
  6. FIADANANA NENTININY
  7. GNY RAHA VITAN-JAGNAHARY
  8. HAVELOGNE TSY TAMPETAMPETSE
  9. HIRAVORAVO AMINNY ASANAO
  10. ISIKA REHETRA IZAO
  11. ISIKA VORY ETO IZAO
  12. LOMBAHO ZAHAY ZAGNAHARE
  13. MANOA MISAOTRA RY ABA
  14. MBA RAISO NY TOLOTRAY E
  15. MIARA-DALANA
  16. MIFONA MIVALO AHO TOMPO
  17. MISAOTRA E!
  18. NATSANGAN-DRAE
  19. NDAO ISIKA RE RY ABA
  20. NY FITORIANA NY VAOVAO MAHAFALY
  21. TSIOFY RANO
  22. VORY AKETO

FIADANANA NENTININY

1. Fiadanana nentininy e e
    Fiadanana lavorary a
    Fiadanana lavorary
    Avy amin-janahary fiadanana ho antsika e e.

2. Ny lanitra ho antsika e e
    Lanitra lavorary a
    Lanitra lavorary avy amin-janahary
    Lanitra ho antsika e e.

3. Ny fifankatiavantsika e e
    Fitiavana lavorary a a
    Fitiavana lavorary avy amin-janahary
    Fiadanana ho antsika e e.

 

Retour