Le diocèse de Tolagnaro

      Accueil > Paroles > BE ANKITINY

    Paroles

  1. ALELOIA, RAISINAY TENIN-JAGNAHARY
  2. AMINNY FO MADIO BABA
  3. ANTSIKA JIABY IRETO
  4. BE ANKITINY
  5. FA NY FAHASOAVANANDRIAMANITRA
  6. FIADANANA NENTININY
  7. GNY RAHA VITAN-JAGNAHARY
  8. HAVELOGNE TSY TAMPETAMPETSE
  9. HIRAVORAVO AMINNY ASANAO
  10. ISIKA REHETRA IZAO
  11. ISIKA VORY ETO IZAO
  12. LOMBAHO ZAHAY ZAGNAHARE
  13. MANOA MISAOTRA RY ABA
  14. MBA RAISO NY TOLOTRAY E
  15. MIARA-DALANA
  16. MIFONA MIVALO AHO TOMPO
  17. MISAOTRA E!
  18. NATSANGAN-DRAE
  19. NDAO ISIKA RE RY ABA
  20. NY FITORIANA NY VAOVAO MAHAFALY
  21. TSIOFY RANO
  22. VORY AKETO

BE ANKITINY

1- Be ankitiny ny zaka vitanao.
    Zagnahary Babanay e !
    Kay navy hagnambara ny haravoagna
    Niraiky hafaliagna, zahay zanakao (2)

    Misaotra anao Baba
    Misaotra anao zahay e !
    Fa anao ny hery e !
    Zagnahary tomponny fahefana
    Fa anao tomponny fahefana
    Na eto an-tany na any an-danitra
    A Baba e, a Baba a.

2- Nomenao anay ! Jesoa Zanakao
    Ho modely ho anay e !
    Izy koa tsizy dnko nampianatra anay, a Baba a
    Tsy hay tany misy anay.

3- Nomenao anay ny Fanahinao
    Hagnazava saignanay e !
    Lehibe ny fitiavanao anay
    A Baba? Isaoranay Anao.

 

Retour