Le diocèse de Tolagnaro

      Accueil > Paroles > MISAOTRA E !

    Paroles

  1. ALELOIA, RAISINAY TENIN-JAGNAHARY
  2. AMINNY FO MADIO BABA
  3. ANTSIKA JIABY IRETO
  4. BE ANKITINY
  5. FA NY FAHASOAVANANDRIAMANITRA
  6. FIADANANA NENTININY
  7. GNY RAHA VITAN-JAGNAHARY
  8. HAVELOGNE TSY TAMPETAMPETSE
  9. HIRAVORAVO AMINNY ASANAO
  10. ISIKA REHETRA IZAO
  11. ISIKA VORY ETO IZAO
  12. LOMBAHO ZAHAY ZAGNAHARE
  13. MANOA MISAOTRA RY ABA
  14. MBA RAISO NY TOLOTRAY E
  15. MIARA-DALANA
  16. MIFONA MIVALO AHO TOMPO
  17. MISAOTRA E!
  18. NATSANGAN-DRAE
  19. NDAO ISIKA RE RY ABA
  20. NY FITORIANA NY VAOVAO MAHAFALY
  21. TSIOFY RANO
  22. VORY AKETO

MISAOTRA E !

    Misaotra e ! misaotra e ia
    Misaotra dia misaotra ar Baba
    Misaotra e ! misaotra e ia
    Mankasitraka mankateligny e ia

    Velom-pisaorana ny asanao zahay Baba e
    Anao Zagnahary, zay loharanon-tsoa
    Zaranao ny fahasoavanao ny olo jiaby e
    Ka izany no iboahanny fisaoranay e

    Misaotra Zagnahary e
    Mankasitraka mankateligny e ia

1 Baba ! Baba ! (in-2)
    Anao Baba Zagnahary e
    Anao fototry ny hatsaragna e ia
    Mizarazara ny fahasoavagna e
    Aminny olombelogno tsy an-kavanaka e ia
    Lehibe marigny ny fitiavanao
    Koa tsy hainay ny tsy hisaotra e ia
    Baba ! an an ! Baba an an !

2 Baba ! Baba (in-2)
    Anao Baba be fitiavagna e
    Be fitiavagna sady mpamindra fo ia
    Nahary anay olombelogno ia
    Mitovy endrika aminao ia
    Lehibe marigny ny Fitiavanao
    Koa tsy hainay ny tsy hisaotra e ia !

 

Retour