Le diocèse de Tolagnaro

      Accueil > Paroles > ANTSIKA JIABY IRETO

    Paroles

  1. ALELOIA, RAISINAY TENIN-JAGNAHARY
  2. AMINNY FO MADIO BABA
  3. ANTSIKA JIABY IRETO
  4. BE ANKITINY
  5. FA NY FAHASOAVANANDRIAMANITRA
  6. FIADANANA NENTININY
  7. GNY RAHA VITAN-JAGNAHARY
  8. HAVELOGNE TSY TAMPETAMPETSE
  9. HIRAVORAVO AMINNY ASANAO
  10. ISIKA REHETRA IZAO
  11. ISIKA VORY ETO IZAO
  12. LOMBAHO ZAHAY ZAGNAHARE
  13. MANOA MISAOTRA RY ABA
  14. MBA RAISO NY TOLOTRAY E
  15. MIARA-DALANA
  16. MIFONA MIVALO AHO TOMPO
  17. MISAOTRA E!
  18. NATSANGAN-DRAE
  19. NDAO ISIKA RE RY ABA
  20. NY FITORIANA NY VAOVAO MAHAFALY
  21. TSIOFY RANO
  22. VORY AKETO

ANTSIKA JIABY IRETO

    Antsika jiaby ireto Fiangonana iray e
    Fianakaviana iray velominny Eokaristia
    Velona (velona) ao aminny Ray e (in-4)

1. Ny Fiangonana, mampihavana ao aminny Ray e
    Ny Fiangonana, mampiray antsika jiaby e
    Ny Fiangonana, mampiadana ao aminny Ray e
    Ny Fiangonana mahasambatra ao aminny Ray e.

2. Ny Fianakaviana, mampifaly ao aminny Ray e
    Ny Fianakaviana, mampiravo antsika jiaby e
    Ny Fianakaviana, mampiadana ao aminny Ray e
    Ny Fianakaviana, mahasambatra ao aminny Ray e.

3. Ny Eokaristia, mamelombelona aigna e
    Ny Eokaristia, antoky ny mandrakizay e
    Ny Eokaristia, mampivoatra antsika jiaby e
    Ny Eokaristia, maha-olona ao aminny Ray e.

4. Ny Fiangonana, vatani Kristy
    Ny Fianakaviana, entaninny Fanahy e
    Ny Eokaristia, teny tonga nofo !
    Teny tonga nofo, manome aina antsika

 

Retour