Le diocèse de Tolagnaro

      Accueil > Paroles > NY FITORIANA NY VAOVAO MAHAFALY

    Paroles

  1. ALELOIA, RAISINAY TENIN-JAGNAHARY
  2. AMINNY FO MADIO BABA
  3. ANTSIKA JIABY IRETO
  4. BE ANKITINY
  5. FA NY FAHASOAVANANDRIAMANITRA
  6. FIADANANA NENTININY
  7. GNY RAHA VITAN-JAGNAHARY
  8. HAVELOGNE TSY TAMPETAMPETSE
  9. HIRAVORAVO AMINNY ASANAO
  10. ISIKA REHETRA IZAO
  11. ISIKA VORY ETO IZAO
  12. LOMBAHO ZAHAY ZAGNAHARE
  13. MANOA MISAOTRA RY ABA
  14. MBA RAISO NY TOLOTRAY E
  15. MIARA-DALANA
  16. MIFONA MIVALO AHO TOMPO
  17. MISAOTRA E!
  18. NATSANGAN-DRAE
  19. NDAO ISIKA RE RY ABA
  20. NY FITORIANA NY VAOVAO MAHAFALY
  21. TSIOFY RANO
  22. VORY AKETO

NY FITORIANA NY VAOVAO MAHAFALY

1. Ny fitoriana ny Vaovao Mahafaly
    No fototra nimasoanao
    Ry Md Vincent de Paul
    Fa indrindra ho anireo malahelo
    Nampiely izany hatraiza hatraiza
    Fa indrindra ny tany ambanivohitra e ia !
    Tsy reraka taminizany Ianao ;
    Loharano nipoiranay ianao ry Vincent malalanay
    Koa mivavaha re ho anay Farimbona
    Vensansiana manaraka anao

    Misaotra ry Tompo Rainay
    Fa manana mpiaro ny ory, dia i Md Vincent de Paul ,
    Zay tohizanny Fianakaviambe Vensansiana
    Ao koa I Mb Louise de Marillac
    Izay reny be fitiavana, nitory ani Kristy Zanakao izy ireo ;
    Tety an-tany

2. Ny fitiavana ny namana,
    Nivelomanao sy nitarinao
    Ry Mb Louise de Marillac ,
    Ho fanandratana ny maha olombelona
    Dimampolo sy telonjato taona izay
    No niditra any an-danitra ianareo
    Koa italahoinareo ho anay ny Fanahy
    Fa fototra niainganany ianareo ry ray sy reninay
    Koa mivavaho re ho anay Farimbona
    Manohy ny asa nosantarinareo

 

Retour