Le diocèse de Tolagnaro

      Accueil > Paroles > NATSANGAN-DRAE

    Paroles

  1. ALELOIA, RAISINAY TENIN-JAGNAHARY
  2. AMINNY FO MADIO BABA
  3. ANTSIKA JIABY IRETO
  4. BE ANKITINY
  5. FA NY FAHASOAVANANDRIAMANITRA
  6. FIADANANA NENTININY
  7. GNY RAHA VITAN-JAGNAHARY
  8. HAVELOGNE TSY TAMPETAMPETSE
  9. HIRAVORAVO AMINNY ASANAO
  10. ISIKA REHETRA IZAO
  11. ISIKA VORY ETO IZAO
  12. LOMBAHO ZAHAY ZAGNAHARE
  13. MANOA MISAOTRA RY ABA
  14. MBA RAISO NY TOLOTRAY E
  15. MIARA-DALANA
  16. MIFONA MIVALO AHO TOMPO
  17. MISAOTRA E!
  18. NATSANGAN-DRAE
  19. NDAO ISIKA RE RY ABA
  20. NY FITORIANA NY VAOVAO MAHAFALY
  21. TSIOFY RANO
  22. VORY AKETO

NATSANGAN-DRAE

1. Natsangan-dRae ho zandrinao agnay
    Mba hiombon-kafaliana Amina ore !
    Agnay ro no tsa miteno raha
    Aminny fivoarana sahaza ny maha-zanaka

                Tompo , mamindra fo aminay (in-3)

2. Efa iray lalana amignay Agnao
    Resinao tokoa ny fahafatesana
    Agnay vna, misalasala
    Tsa matoky ny tarognao sy hafatsao

               Kristy , mamindra fo aminay (in-3)

3. Natolotsao anay ny Ainao
    Izay tokoa ro fara-fitiavana
    Ny anay no tena mady no fantatray e
    Tsa-tia maro, tsa tia-hiadananny hafa

               Tompo , mamindra fo aminay (in-3)

  

 

Retour