Le diocèse de Tolagnaro

      Accueil > Paroles > MIFONA MIVALO AHO TOMPO

    Paroles

  1. ALELOIA, RAISINAY TENIN-JAGNAHARY
  2. AMINNY FO MADIO BABA
  3. ANTSIKA JIABY IRETO
  4. BE ANKITINY
  5. FA NY FAHASOAVANANDRIAMANITRA
  6. FIADANANA NENTININY
  7. GNY RAHA VITAN-JAGNAHARY
  8. HAVELOGNE TSY TAMPETAMPETSE
  9. HIRAVORAVO AMINNY ASANAO
  10. ISIKA REHETRA IZAO
  11. ISIKA VORY ETO IZAO
  12. LOMBAHO ZAHAY ZAGNAHARE
  13. MANOA MISAOTRA RY ABA
  14. MBA RAISO NY TOLOTRAY E
  15. MIARA-DALANA
  16. MIFONA MIVALO AHO TOMPO
  17. MISAOTRA E!
  18. NATSANGAN-DRAE
  19. NDAO ISIKA RE RY ABA
  20. NY FITORIANA NY VAOVAO MAHAFALY
  21. TSIOFY RANO
  22. VORY AKETO

MIFONA MIVALO AHO TOMPO

Mifona mivalo aho Tompo
Mahatsiaro fa meloka
Nitsipaka ireo lalana jiaby napetrakanao tety
Maso via sakay ny ahy Jeso ny afara tandremako
Malilo zaho Tompo
Tsy hanapody eky e ia
Ireo otako , aleveno impito any e

Ireo fantsika marobe naoriko tamy tananao
Lay saboa maranitry e natsobotsoboko tamy tratranao
Rora tehamaina ronjironjy tamy soronao
Malilo zaho Kristy o
Tsy hanapody eky e ia
Ireo otako , aleveno impio any e

Fitiavana namana io hatrany tsy maintsy imasoako
Fa io no tena lalana e mampanjaka ny tena rariny e
Ireo kisaky efa rango ela adosiko amy jeriko
Malilo zaho Tompo
Tsy hanapody eky e ia
Ireo otako , aleveno impito any e
Aleveno im-pito any e (in-4)

 

Retour