Le diocèse de Tolagnaro

      Accueil > Paroles >MBA RAISO NY TOLOTRAY E

    Paroles

  1. ALELOIA, RAISINAY TENIN-JAGNAHARY
  2. AMINNY FO MADIO BABA
  3. ANTSIKA JIABY IRETO
  4. BE ANKITINY
  5. FA NY FAHASOAVANANDRIAMANITRA
  6. FIADANANA NENTININY
  7. GNY RAHA VITAN-JAGNAHARY
  8. HAVELOGNE TSY TAMPETAMPETSE
  9. HIRAVORAVO AMINNY ASANAO
  10. ISIKA REHETRA IZAO
  11. ISIKA VORY ETO IZAO
  12. LOMBAHO ZAHAY ZAGNAHARE
  13. MANOA MISAOTRA RY ABA
  14. MBA RAISO NY TOLOTRAY E
  15. MIARA-DALANA
  16. MIFONA MIVALO AHO TOMPO
  17. MISAOTRA E!
  18. NATSANGAN-DRAE
  19. NDAO ISIKA RE RY ABA
  20. NY FITORIANA NY VAOVAO MAHAFALY
  21. TSIOFY RANO
  22. VORY AKETO

MBA RAISO NY TOLOTRAY E

1. Mba raiso ny tolotray e
    Mba raiso ry Tomponay
    Mba raiso ny fanatitray
    Mba raiso raha sitrakao.

2. Ny mofo sy div ay
    Mba raiso ka ovay
    Mba ho vatana sy ho rani Jesoa
    Mba ekeo ry Tomponay

3. Ireo Pretra sy Relijiozy
    Izay miasa eto aminay
    Mba tantano sy vimbino Tompo
    Mba ekeo re ry Tomponay

4. Ny asanny Mamanay
    Ny asanny Dadanay
    Hamelomana anay ampitiavana
    Mba ekeo ry Tomponay

 

Retour