Le diocèse de Tolagnaro

      Accueil > Paroles > LOMBAHO ZAHAY ZAGNAHARE

    Paroles

  1. ALELOIA, RAISINAY TENIN-JAGNAHARY
  2. AMINNY FO MADIO BABA
  3. ANTSIKA JIABY IRETO
  4. BE ANKITINY
  5. FA NY FAHASOAVANANDRIAMANITRA
  6. FIADANANA NENTININY
  7. GNY RAHA VITAN-JAGNAHARY
  8. HAVELOGNE TSY TAMPETAMPETSE
  9. HIRAVORAVO AMINNY ASANAO
  10. ISIKA REHETRA IZAO
  11. ISIKA VORY ETO IZAO
  12. LOMBAHO ZAHAY ZAGNAHARE
  13. MANOA MISAOTRA RY ABA
  14. MBA RAISO NY TOLOTRAY E
  15. MIARA-DALANA
  16. MIFONA MIVALO AHO TOMPO
  17. MISAOTRA E!
  18. NATSANGAN-DRAE
  19. NDAO ISIKA RE RY ABA
  20. NY FITORIANA NY VAOVAO MAHAFALY
  21. TSIOFY RANO
  22. VORY AKETO

LOMBAHO ZAHAY ZAGNAHARE

1. Nao le Ndragnahary e
    Iombaho izahay fa marary e
    Nagnalavitsy gny lalanao, izao tontolo izao
    Ny ratsy ro mahery fa hanao verivery
    Tompo , mamindra fo aminay e

     Mamela ny helokay fa diso re izahay e
     Aza avelanao heady irery fa tantano tsy ho very
     Lombaho izahay Ndragnahary
     Lombaho zahay mba hanjary
     Tompo , mamindra fo aminay e

2. Nao lahy Jesoa , lomba izahay fa voa
    Oriorio gny zandrinao, fa nagnaligno Anao
    Gny vola ro tompoiny, fa hanao tsy tsaroany
    E ! Kristy , mamindr fo aminay e
    Fiv : Kristy ! mamindr fo aminay e

3. Nao le Fagnahy e,lombao zahay fa tsy sahy
    Handray ny Hazofijaliana, history tsy hangina
     Ny nofo ro miteny, fa hanao tsy jereny
    Tompo , mamindra fo aminay e !
     An ! an ! an !

    Fiv : Tompo mamindra fo aminay

 

Retour