Le diocèse de Tolagnaro

      Accueil > Paroles > ISIKA VORY ETO IZAO

    Paroles

  1. ALELOIA, RAISINAY TENIN-JAGNAHARY
  2. AMINNY FO MADIO BABA
  3. ANTSIKA JIABY IRETO
  4. BE ANKITINY
  5. FA NY FAHASOAVANANDRIAMANITRA
  6. FIADANANA NENTININY
  7. GNY RAHA VITAN-JAGNAHARY
  8. HAVELOGNE TSY TAMPETAMPETSE
  9. HIRAVORAVO AMINNY ASANAO
  10. ISIKA REHETRA IZAO
  11. ISIKA VORY ETO IZAO
  12. LOMBAHO ZAHAY ZAGNAHARE
  13. MANOA MISAOTRA RY ABA
  14. MBA RAISO NY TOLOTRAY E
  15. MIARA-DALANA
  16. MIFONA MIVALO AHO TOMPO
  17. MISAOTRA E!
  18. NATSANGAN-DRAE
  19. NDAO ISIKA RE RY ABA
  20. NY FITORIANA NY VAOVAO MAHAFALY
  21. TSIOFY RANO
  22. VORY AKETO

ISIKA VORY ETO IZAO

1. Isika vory eto izao
    No mpirahalahy mianala
    Izaho anie ka tokinao
    Ianao kosa tokiko

    Mifankatiava (2)
    Mifankatiava ianareo
    Izany no ahalalana fa mpianatro
    Raha mahay mifankatia

2. Isika vory eto izao
    No toy ny rano sy vary
    Na an-tsha na an-tanana
    Tsy hifanary tsy hifandao

3. Isika vory eto izao
    No trano atsimo sy avaratra
    Izay tsy mahalena ihany anie
    No ndeha hialofantsika
    Ka hoy ny Tompo :

 

Retour