Le diocèse de Tolagnaro

      Accueil > Paroles

Paroles

  1. ALELOIA, RAISINAY TENIN-JAGNAHARY
  2. AMINNY FO MADIO BABA
  3. ANTSIKA JIABY IRETO
  4. BE ANKITINY
  5. FA NY FAHASOAVANANDRIAMANITRA
  6. FIADANANA NENTININY
  7. GNY RAHA VITAN-JAGNAHARY
  8. HAVELOGNE TSY TAMPETAMPETSE
  9. HIRAVORAVO AMINNY ASANAO
  10. ISIKA REHETRA IZAO
  11. ISIKA VORY ETO IZAO
  12. LOMBAHO ZAHAY ZAGNAHARE
  13. MANOA MISAOTRA RY ABA
  14. MBA RAISO NY TOLOTRAY E
  15. MIARA-DALANA
  16. MIFONA MIVALO AHO TOMPO
  17. MISAOTRA E!
  18. NATSANGAN-DRAE
  19. NDAO ISIKA RE RY ABA
  20. NY FITORIANA NY VAOVAO MAHAFALY
  21. TSIOFY RANO
  22. VORY AKETO

AMINNY FO MADIO BABA

Aminny fo madio Baba
No anoloranay
Ireto fanatitray e ia
Ho fiderana Anao
No isaoranay Anao
Ia aminny fo madio

1. Anao Baba no anoloranay
Ity mofo sy divay
Ho Vatana, ho Rani Jesoa
Ho tohim-pihavanana
Ho sorom-pitahiana, a Baba !
Anao any an-danitra, a Baba !

2. Anao Baba no anloranay
Ny tenanay tontolo
Ny fikasana jiaby
Miaraka amini Jesoa
Ho jro ho anny hafa, a Baba
Anao any an-danitra, a Baba .

3. Anao Baba no anoloranay
Ny vokatry ny asa tany
Ny vokatry ny fiompiana
Ny vokatry ny asanay
Ny solom-bokatray, a Baba
Anao any an-danitra, a Baba !

4. Anao Baba no anoloranay
Ny fiombonanay
Ny ezaka fampivoarana
Zay tsara mba vitanay
Maharavoravo anay, e a Baba
Anao any an-danitran a Baba !

5. Anao Baba no anoloranay
Asalha isanandro
Ny jalinny vahoaka
Ny ezaka tsy mahomby
Atolotray hitalahoana, e a Baba !
Anao any an-danitra, a Baba !

 

Retour